Book cover

Moa ve zaza tahaka ahy?

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 14


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Moa ve zaza tahaka ahy afaka hankasitraka? Tena afak(a) ianao raha tia ny Tomponao. Ka mianatra manao vavaka tahak(a)izao:

Ray ô, misaotra! Ray ô, misaotra! Ray any an-danitr(a) ô! Misaotr(a) Anao!

2. Noho ’reo voankazo tsara sy ny feomboron’ ala, ny masoandro manafana, nyandro sy ny alina, ary ireo asa soa vitan’ ireo zaza koa.

Ray ô, misaotra! Ray ô, misaotra! Ray any an-danitr(a) ô! Misaotr(a) Anao!