Page 14
Moa ve zaza tahaka ahy?
Moa ve zaza tahaka ahy?
1. Moa ve zaza tahaka ahy
afaka hankasitraka?
Tena afak(a) ianao
raha tia ny Tomponao.
Ka mianatra manao
vavaka tahak(a)izao:
Ray ô, misaotra!
Ray ô, misaotra!
Ray any an-danitr(a) ô! Misaotr(a) Anao!
2. Noho ’reo voankazo tsara
sy ny feomboron’ ala,
ny masoandro manafana,
nyandro sy ny alina,
ary ireo asa soa
vitan’ ireo zaza koa.
Ray ô, misaotra!
Ray ô, misaotra!
Ray any an-danitr(a) ô! Misaotr(a) Anao!
Tonony: Mary M. Dodge, teo ho eo amin’ny 1831–1905
Feony: W. K. Bassford, 1839–1902