1. Rehefa mandre hiramboronkely, na mijery ny lanitra aho, rehefa mahita nyoramikija sy ny rivomifamahofaho, rehefa mijery ny voninkazo mandravaka nyeny antsaha, dia faly aho miaina am(in’ny) tontolo soa ‘zay noharian’ny Ray mba ho ahy.
2. Fa nomeny maso aho mba hahita ny lolo marevaka, ary sofina roa mba handre ny hiaka sy ‘reo feo ‘zay miavaka. Fo, saina, fanahy nomeny ahy. Isaorako ny Ray. Eo amin’ny zavaboary misy ahy noahitako fa tia ahy ny Ray.