Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Tia ahy ny Ray any An-danitra
1. Rehefa mandre hiramboronkely,na mijery ny lanitra aho,rehefa mahita nyoramikija syny rivomifamahofaho,rehefa mijery ny voninkazomandravaka nyeny antsaha,dia faly aho miaina am(in’ny) tontolo soa‘zay noharian’ny Ray mba ho ahy.
2. Fa nomeny maso aho mba hahitany lolo marevaka,ary sofina roa mba handre ny hiakasy ‘reo feo ‘zay miavaka.Fo, saina, fanahy nomeny ahy.Isaorako ny Ray.Eo amin’ny zavaboary misy ahynoahitako fa tia ahy ny Ray.