1. Raha niakatra ho any Betlehema i Josefa, dia hinoako fa navelany ny raharaha rehetra. Ka nentiny ny ampondr(a) izay nitondr(a) an’i Maria sy ‘zay rehetra mety ilaina nandritra ilay dia.
2. Na feno aza ny tranom-bahiny tamin’ io dia faly izy hiambina an’ io zaza masin(a) io. Dia nofonosin(y) ilay zaza mba tsy hangatsiaka, ka nahatsapa hery ilay Jesoa Mpamonjy antsika.
3. Nasiany jiro akaikin’ ilay fandriana hafa kely, ka nofihininy i Jesoa ny alin’ ny Noely.