Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Raha niakatra ho any Betlehema i Josefa
1. Raha niakatra ho any Betlehema i Josefa,dia hinoako fa navelany ny raharaha rehetra.Ka nentiny ny ampondr(a) izay nitondr(a) an’i Mariasy ‘zay rehetra mety ilaina nandritra ilay dia.
2. Na feno aza ny tranom-bahiny tamin’ iodia faly izy hiambina an’ io zaza masin(a) io.Dia nofonosin(y) ilay zaza mba tsy hangatsiaka,ka nahatsapa hery ilay Jesoa Mpamonjy antsika.
3. Nasiany jiro akaikin’ ilay fandriana hafa kely,ka nofihininy i Jesoa ny alin’ ny Noely.