Page 66
Mandalina, misaintsaina, ary mivavaka
Mandalina, misaintsaina, ary mivavaka
1. Mahafinaritr(a) ahy ny mamakysoratra masina,satria manenik(a) ahy hatrany ny Fanahy,vavolombelona am(i)n’izany.
Raha mandalina aho,misaintsaina am-bavaka,ho ao ny Fanahy hanazava ahyhoe, tena marin(a)izany.
2. Koa isan’andro aho dia hamakysoratra masina,hahay sy hahatadidyka hankatò ‘reo didy,hanao ‘zay tian’ ny Tompo hataoko.
Raha mandalina aho,misaintsaina am-bavaka,ho ao ny Fanahy hanazava ahyhoe, tena marin(a)izany.
Tonony: Jaclyn Thomas Milne, ter. 1949. © 1986 IRI
Feony: Carol Baker Black, ter. 1951. © 1986 IRI