Page 82
Fidio ny tsara
Fidio ny tsara
1. Ny hany fomba hahasambatra to-koa,
di-a ny misafidy ny tsara.
Ny fianarako ny ohatr’i Jesoa
no hanampy ahy hatrany any ampara.
Fidio ny tsara, raha te ho faly.
Fidio ny tsara hatrany hatrany.
2. Ny filazantsara izay manoro ahy
ha-nampinoana sy hankatò,
no ahalalako hoe, raha mahatoky aho,
dia ho faly isan’andro tokoa.
Fidio ny tsara, raha te ho faly.
Fidio ny tsara hatrany hatrany.
Tonony sy feony: Clara W. McMaster, 1904–1997. © 1981 IRI