Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Mba te ho misiônera aho izao
1. Mba te ho misiônera aho izaofa tsy miandry ho lehibe kokoa.‘Zaho te hizara ny filazantsaraizay fantatro fa marina tokoa.
2. ‘Reo namako ampiako mba hahalalany hatsaran’ny Fiangonantsika,ny momba ny filazantsara fenosy ny Bokin’i Môrmôna ananantsika.
3. Ho tena misiônera aho izaofa tsy miandry ho lehibe kokoa.Ary hiaina hatrany ny filazantsaraka hijoro ho vavolombelona tokoa,mba ho vavolombelona tokoa.