Book cover

Fianakaviana mandrakizay

Bokin-Kiran’ny Ankizy, 98


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Manana fianakaviana aho. Mifankatia ‘zahay. Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho ho mandrakizay.

Fianakaviana mandrakizay no drafitry ny Ray. Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho rahatrizay, ka ny Tompo no hampianatra ahy handova ny mandrakizay.

2. Na dia mbola kely aza aho, afaka miomana aho ho vady mendrika ho fehezina ho mandrakizay.

Fianakaviana mandrakizay no drafitry ny Ray. Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho rahatrizay, ka ny Tompo no hampianatra ahy handova ny mandrakizay.