Page 98
Fianakaviana mandrakizay
Fianakaviana mandrakizay
1. Manana fianakaviana aho.
Mifankatia ‘zahay.
Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho ho mandrakizay.
Fianakaviana mandrakizay
no drafitry ny Ray.
Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho rahatrizay,
ka ny Tompo no hampianatra ahy
handova ny mandrakizay.
2. Na dia mbola kely aza aho,
afaka miomana aho
ho vady mendrika ho fehezina ho mandrakizay.
Fianakaviana mandrakizay
no drafitry ny Ray.
Te hiaraka amin’ izy(i)reo aho rahatrizay,
ka ny Tompo no hampianatra ahy
handova ny mandrakizay.
Tonony: Ruth Muir Gardner, 1927–1999. © 1980 IRI
Feony: Vanja Y. Watkins, ter. 1938. © 1980 IRI