Albanian
Armenian (East)
Bulgarian
Cantonese (Traditional)
Cebuano
Croatian
Czech
Danish
Dutch
English
Estonian
Fijian
Finnish
French
German
Greek
Hungarian
Icelandic
Indonesian
Italian
Japanese
Khmer (Cambodian)
Korean
Latvian
Lithuanian
Malagasy
Mandarin (Simplified)
Mandarin (Traditional)
Mongolian
Norwegian
Polish
Portuguese
Romanian
Russian
Samoan
Slovenian
Spanish
Swahili
Swedish
Tagalog
Thai
Tongan
Ukrainian
Vietnamese
All versions of this song…
January 2021, page 22
Asa lehibe
Asa lehibe
1. Misy asa mila hatao
nomanina ho anao
fony mbola tsy ary ‘ty tany ity.
Anananao ny hery
hiadiana mba tsy ho very,
hiatrehanao izany dia.
Fialofana amin’ny rivo-mahery,
Izy tsy hamela anao ho irery.
‘Ty asa lehibe nomena antsika
dia anisan’ilay tanjon’ilay Ray.
Koa aza kivy e!
F’Izy homba anao re,
hitarika anao n’aiza aleha.
Fa asa lehibe dia lehibe
‘ty asa lehibe.
2. Tolory Azy ity fo
fa Izy haneho tokoa
hoe iza ianao ary ho aiza moa.
Koa araho Izy re
dia handroso sy handeha
‘ty asa lehibe.
‘Ty asa lehibe nomena antsika
dia anisan’ilay tanjon’ilay Ray.
Koa aza kivy e!
F’Izy homba anao re,
hitarika anao n’aiza aleha.
Fa asa lehibe dia lehibe
‘ty asa lehibe.
Ilainy ianao hanampy Azy
amin’ny asa sy voninahiny
handraisanao anjara koa
am’ty asa lehibe nomena antsika
dia anatin’ilay tanjon’ilay Ray.
Koa aza kivy e!
F’Izy homba anao re,
hitarika anao n’aiza aleha.
Fa asa lehibe dia lehibe
‘ty asa lehibe.
Fa asa lehibe dia lehibe
‘ty asa lehibe.
Tonony sy feony : Nik Day
© 2020 Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. Ity hira ity dia azo adika raha ampiasaina any am-piangonana na any an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola. Ity fanamarihana ity dia tsy maintsy hita eo amin’ny tahadika tsirairay izay atao.