Book cover

Tsara ny asa

Fihirana sy hiran’ ny ankizy, 24


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Tompo, tsara ny asanao,HideranaAnao ankira.Mankalaza ny maraina,Hatramin’ ny alina koa.

2. Sabata re no andro soa,Andro tsymisy ahiahy.Amin’ ny fo no hihobiana,Toy ’zay nataon’i Davida.

3. Ny Tompo no fandreseko,Fa lehibe ny asany.Famindrampo feno tokoa,Anatra soa atolony.

4. Endrey ’zany fandresena,Hiaraka amin’ ny Ray.Fiainana mandrakizay,Hafaliana se sehena.

5. Tsy hi-sy in-tso-ny ny o-ta, Ny faha-va-lo ho-ra-va-na. Ho rin-ga-na ‘reompa-no-ta, Hi-ha-ha-ka i Sa-ta-na.

6. Dia ho re-ko, ho fan-ta-tro, Ny fa-ni-ria-ko ha-tri-zay. Ho a-zo-ko nyfa-he-fa-na, Re-he-fa a-nyan-da-ni-tra.