1. Endrey kanto ny maraina!Ny taramasoandro,Velonkira ny tontolo,Faly tao an’ ala tao.Tao re no nahitanyan’ Andriamanitra,Tao re no nahitanyan’ Andriamanitra.
2. E! nandoha lika izyka nivavaka tokoa.Kanjo ny herin’ ny ratsy,Toa nampihemotr’azy.I zy anefa natoky IlayRay any andanitra,I zy anefa natoky’lay Ray any andanitra.
3. Tampoka indro fa nisyHaza vana lehibe,Andry afo nanazava,Nanodidin’ azy re.Indro olon’ ny lanitrany Ray sy ny Zanaka,Indro olon’ ny lanitrany Ray sy ny Zanaka.
4. “Indro, Zanako malala,Henoy izaylazainy“.Ilay vavaka voavaly,Nihaino ny Tompoizy.Feno hafaliampo fanahita maso ny Ray,Reno hafaliampo fanahita maso ny Ray.