Book cover

Endrey fahendrena, fitia

Fihirana sy hiran’ ny ankizy, 36


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Endrey fahendrena, fitia,Erandanitr’erỳ,Nandefa Mpamonjy etỳ,Hijaly, ho faty.

2. Nalatsany ny rany soa,Nomeny ny ainy,Ny ota nosandainy,Ho fanavotana.

3. Nanoa to koa i Jesoa,Azy ny valisoa:“Zay sitrakao, ry Ray hatao“,’Zany no fiainany.

4. Nomeny ohatraisika,Làlana mazava,Handovana ’layrahatrizay,Hiarak’Aminy.

5. Ny mo-fo‘zay va-ki-a-na,Ma-ri-ky ny no-fo,Ny ran’ i-zay na-la-tsa-ka,A-se-hon’ ny ra-no.

6. En-drey vo-ni-na-hi-tra be,Fa-na-vo-ta-na re.Fi-tia-va-na, fa-min-dram-po,A-se-hon’ ny ra-no.