Book cover

Tamim-panetren-tena no teraka i Jesoa

Fihirana sy hiran’ ny ankizy, 38


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. TamimpanetrentenaNo teraka i Jesoa.Niaritra fijaliana,Hanjaka ’nefaIzy ’zao,Hanjaka ’nefaIzy ’zao.

2. ’Lay Zanakondry taloha,Indro tonga Tompo soa.’Lay nijaly sy maty,Indro a ny andanitra,Indro a ny andanitra.

3. ’Lay nijaly, latsadrà,Indro fa nasandratra.Na tsy tian’ ny Azyaza,Dia Tompo manandaza,Dia Tompo manandaza.

4. ’Lay irery niaritra,Tonga Tompon danitra.Nivesatra ny mafy,Izay tsy hisyintsony,Izay tsy hisyintsony.