1. Ray! henoy ny vavakay,Mamindrà fo aminay.Handray ny fanasana,fitiavanao ho anay.
2. Ray ô! mba hiantrao’zahay. Ekeo ny fifonanay.Ankasitraho ry Tompo,ny mofo ’zay raisinay.
3. Hisotro ny ranoizao.Tsapa ny Fanahinao.Avelao ny helokay,Tahionao re izahay.