1. Fanahin’ ny Ray mitarehin’afo;Tonga ny lazan’ ny andro farany.Tafaverina ’reo fitahiana taloha’Reo anjely tonga mamangy ny tany.[Chorus]Andao hihira, hidera, hihobyHôsana, hôsana, ho an’ Ilay Ray.Voninahitra ho Azy Irer’ihany,Ho mandrakizay, Amena e nya mena.
2. Tafaverina eto antanyin dray,Ny filazantsara nomen’ny Tompo.Mitombo ny fahalalana ny heriny,Misinda ny voaly nanarona teo.
Andao hihira, hidera, hihobyHôsana, hôsana, ho an’ Ilay Ray.Voninahitra ho Azy Irer’ihany,Ho mandrakizay, Amena e nyamena.
3. Fihaonana masina ataontsika,Hanely ny fanjakan’ ny lanitra.Vokatry ny finoana ho lovantsikaNy fitahiana, ny voninahitra.
Andao hihira, hidera, hihobyHôsana, hôsana, ho an’ Ilay Ray.Voninahitra ho Azy Irer’ihany,Ho mandrakizay, Amena e nyamena.
4. Endrey ny zanak’ ondry sy ny liona,Hiaraka honina, hifankatia.Ary Efreima hifalyany ZionaRaha ho avy ny Tompo,Jesoa Kristy.