1. Homba anao hatranyanie ny Ray.Hitantana sy hanoro,hiaro anao mba tsy hikoro.Homba anao hatranyanie ny Ray.
Homba anao Homba anaoHomba anao anie Jesoa.Homba anao Homba anao.Homba anao hatranyanie ny Ray.
2. Homba anao hatranyanie ny Ray.Raha toj’olana irery,eo ny sandriny mahery.Homba anao hatranyanie ny Ray.
Homba anao Homba anaoHomba anao anie Jesoa.Homba anao Homba anao.Homba anao hatranyanie ny Ray.
3. Homba anao hatranyanie ny Ray.Hampaheryanao tokoa,a,ho fanevanao hialoha.Homba anao hatranyanie ny Ray.