Book cover

Velona i Jesoa

Fihirana sy hiran’ ny ankizy, 108


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Velona i Jesoa Kristy,Mihirà sy mifalia.Nitsangana ny Tomponao,Ka hobio sy deraoFitiavan dehibe,Natolony anao re.

2. Asandrato re ny feo,Nandresy ny Tomponao.Nisava ilay haizimbe,hazavana no misehoFandresena lehibe.No holovaintsika re.

3. Velona i Jesoa Kristy,’Lay mpitantana ny dia.Afak’ ota, afajaly,Velon’ Izy ka falyTaratry ny Paska re,Fanavotandehibe.