1. Velona ny Raiko, tia ahy Izy.Ny Fanahy no mibitsik’amiko ny marina.Eny, ny marina.
2. Nirahyny re aho hanao ny sitrany.Ny bitsiky ny Fanahy no manambara faHo vitakoizany.