Book cover

Tsaroako ny tantaran’ ny Filazantsara

Fihirana sy hiran’ ny ankizy, 116


0:00 0:00
Introduction
All Verses

1. Mba tiako tokoa ‘lay tantara taloha, fony Jesoa niaina tety. Raha niantso ireo zaza Izy hanatona koa, raha mba teo aho dia mba nankafy.

2. Niriko ihany koa raha mba teo aho re, dia mba nametraha tanana. Ho faly aho nandre Azy niteny hoe: “Avelao ny zaza hanatona Ahy.”