Page 128
Toroy aho handeha amin’ ny mazava
Toroy aho handeha amin’ ny mazava
1. Toroy handehaamin’ ny mazava aho.Toroy aho hivavak’ amin’ ny Ray.Toroy aho hahafantatra indray;fitia, marin’ ny fahazavana.
2. Anaka manatona hianatra,Ny didy hiveren’antsik’ indray,Eo anatrehany mandrakizay,handeha amin’ ny fahazavana.
3. Misaotra Anao ’zahay ô Ry Ray,Noho ny fitarihanao hatrizay.Velompiderana ’nao ny fonay,fifaliana ho mandrakizay.
Tonony sy Feony: Clara W. McMaster, 1904–1997. © 1958 IRI Copyright renewed 1986.