Page 2
Zanaky ny Ray aho
Zanaky ny Ray aho
1. Zanaky ny Ray aho,napetrany etỳ.Nomeny fianakaviana,ray amandreny tia.
Tantano aho mba hahita ilaylalana mankany.‘Zay rehetra ilaina ataomba ho tafaverina any.
2. Zanaky ny Ray aho,ka mila fanampiana.Ampianaro ahy ny teninymba tsy ho diso aoriana.
Tantano aho mba hahita ilaylalana mankany.‘Zay rehetra ilaina ataomba ho tafaverina any.
3. Zanaky ny Ray aho,nomeny fitahiana.Ka raha manao ny sitraponydia hody ampifaliana.
Tantano aho mba hahita ilaylalana mankany.‘Zay rehetra ilaina ataomba ho tafaverina any.
4. Zanaky ny Ray aho.Ka azo antokafa raha toa maharitra,dia ho any andanitra.
Tantano aho mba hahita ilaylalana mankany.‘Zay rehetra ilaina ataomba ho tafaverina any.
Tonony: Naomi Ward Randall, 1908–2001. © 1957 IRI. Andininy fahefatra © 1978 IRI
Feony: Mildred Tanner Pettit, 1895–1977. © 1957 IRI. Narindran’i Darwin Wolford, ter. 1936. Fandrindrana © 1989 IRI