Page 14
Moa ve zaza tahaka ahy?
Moa ve zaza tahaka ahy?
1. Moa ve zaza tahaka ahyafaka hankasitraka?Tena afak(a) ianaoraha tia ny Tomponao.Ka mianatra manaovavaka tahak(a)izao:
Ray ô, misaotra!Ray ô, misaotra!Ray any an-danitr(a) ô! Misaotr(a) Anao!
2. Noho ’reo voankazo tsarasy ny feomboron’ ala,ny masoandro manafana,nyandro sy ny alina,ary ireo asa soavitan’ ireo zaza koa.
Ray ô, misaotra!Ray ô, misaotra!Ray any an-danitr(a) ô! Misaotr(a) Anao!
Tonony: Mary M. Dodge, teo ho eo amin’ny 1831–1905
Feony: W. K. Bassford, 1839–1902