Page 53
Rehefa atao batisa aho
Rehefa atao batisa aho
1. Endrey nyha kanton’ny tany, tarafin’nyavana,
fa voasasan’ nyorana, madio sy mavana.
Mba tiako raha ny fiainako nohadio tahak(a)izany.
Hiezak(a) aho hihatsara hatrany mba hoany andanitra any.
2. Rehefa atao batisa aho, voafafa ny otako.
Ka ho voavela helok(a) aho, ary hiezaka hankatò.
Mba tiako raha ny fiainako nohadio tahak(a)izany.
Hiezak(a) aho hihatsara hatrany mba hoany andanitra any.
Tonony: Nita Dale Milner, 1987; dikanteny amin’ny teny Malagasy 2019, 2025
Feony: Nita Dale Milner, 1987
Dikanteny amin’ny teny Malagasy © 2019, 2025 IRI; feony © 1989 IRI
ho an’ny feo sy gitara