Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Lohataona mamiratra
1. Indray lohataona izay, taoanaty tany,dia nisy voa iray ‘zay niandry taramasoandro.Mifohaza ô ry voa kelyho tratry ny masoandro!Mazava izao, mivoaha ianaoho tratry ny masoandro!
2. Indray lohataona izay, velon’i Jesoa.Nandao ny fasan(a)Izy ka nitsangana indray.Mifohaza ô ry vazantanyka raiso nyhazavana!Hiaina indray ‘reo razanay.Mandraisa nyhazavana!
3. Indray lohataona izay, tanaty ala iray,niseho ny Ray sy Zanaka noho ilay vavaka.Mifohaza ô ry vazantanyka raiso nyhazavana!Filazantsara no tiana hambara.Mandraisa nyhazavany!