Page 101
Fiaraha-mivavaky ny mpianakavy
Fiaraha-mivavaky ny mpianakavy
1. Ndao isika mianakavyhiara-hivavaka,ka hisaotra ny Ray noho ‘reofitahiana miavaka.
2. Ndao hisaotra noho ny sakafosy noho ny fitafiana,noho ny fitiavany antsikaka nomeny fianakaviana.
3. Aoka isika samy hanompoam(in’ny) fomba miavaka,ka rehefa tafavorydia hiara-hivavaka.
Tonony sy feony: DeVota Mifflin Peterson, 1910–1996. © 1969 IRI