September 2021, page 13
Fiadanam-po no omen’i Kristy
Fiadanam-po no omen’i Kristy
1. Fiadanam-pono omen’ i Kristy,raha manaraka Azy isika,ka maneho fitia.Henoy sy iainoizay nolazainydia fiadanam-po tokoano homen’ i Kristy.
Fanantenanano omeny anao,sy fo maheryraha toa kivy ianao,fialofanao Izyamin’ny ady ety.Fiadanam-pono omen’i Kristy.
2. Fiadanam-pono omen’ i Kristy,raha ataonao ’zay nataonyfony Izy tety.Koa ’reo fo maratra,’ndao, fenoy fitiamba ho fiadanam-pono homen’ i Kristy.
Fanantenanano omeny anao,sy fo maheryraha toa kivy ianao,fialofanao Izyamin’ny ady ety.Fiadanam-pono omen’i Kristy.Fiadanam-pono omen’i Kristy.
Tonony sy feony: Nik Day
© 2021 by Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. Ity hira ity dia azo adika raha ilaina any am-piangonana na any an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola. Ity fanamarihana ity dia tsy maintsy ampidirina ao amin’ny tahadika tsirairay izay atao.