Page 46
Misy havoana iray
Misy havoana iray
1. Misy havoana iray ’zayAtao hoe Golgota,Voahombo teo i Jesoahamondy ny mpanota.
2. Toa tsy takatry ny saina,’Lay fahoriambe,Niaritra iza ny Izymba ho antsika re.
3. Tsy misy afatsy i Kristy,No lalana izay,Hitondra sy hampiditraantsika andanitra.
4. Adidintsika kosa nyHo tia an’ i Kristy,Hatoky sy hanatanterakany asany.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Cecil Frances Alexander, 1818–1895
Feony: John H. Gower, 1855–1922