Page 48
Antsoy i Jesoa
Antsoy i Jesoa
1. Antsoy Jesoa ry olony,Dera sy laza hoAzy, maty tao Kalvary,mba Hanome fiainarvnmso.
2. Nandresy ny fasana Izy,Nihira famonjena,Ary ny fanahy voageja,Hahazo lanitra.
3. Azy ny fanalahidy,Ho torotoro Satana,Ary ny fahafatesanaHitsahatra.
4. Mofo sy rano, maneho’Lay sorompanavotana,ry OlofahafatesanaHitsahatra.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Richard Alldridge, 1815–1896
Feony: Joseph Coslett, 1850–1910