Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Amim-panetren-tena Tompo
1. Amimpanetrentena Tompo,Omeo ny fanahinao,Hanamasina ny ranosy ny mofo ho anay.Aoka re tsy hoadinoikoFa nijaly, maty Ianao;Voahombo sy voalefona,Mba ho ahy, tao Kalvary.
2. Omeo anayny fo mietry,Hampianaro mba ho tia.Raiso ao antranonaore izany vavakay.Raha mendrika ny soronaMasinao, izahay,Ho any Aminao izahay,Feno voninahitra.