Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Mifalia
1. Mifalia fa indro ilay famonjena,Tsy vahin’ intsony ka ho veryetỳ.Vaovao mahafaly isampirenena,Fanavotana no ho tanteraka.Omena antsika fampanantenana,fa tsy hi syintsony ’reo fahoriana.Ny tany ho toy ny sahan’ i Edena,“Modia” hoy Jesoa amimpifaliana.
2. Mifankatiava amin’ ny fo tokoa,Aoka ny ratsy hatsahatra hatreo.’Reo ratsy fanahy hatahotra tokoa,’Lay andron’ ny Tompo handrandraintsika.Omena antsika fampanantenana,fa tsy hisyintsony ’reo fahoriana.Ny tany ho toy ny sahan’ i Edena,“Modia” hoy Jesoa amimpifaliana.
3. Mina ary matokia an’ i Jehovah,Hitarika an tsikaamin’ ny fiainana.Rehefa vita soa ilay fitsarana,Ho avy ny Tompo amimpifaliana.Hiaraka hitsangana ny marina,Handray ny soa miarakaamin’ nyAnjely.Ny tany ho toy ny sahan’ i Edena,Hiarahonina amin’ i Jesoa tia.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: William W. Phelps, 1792–1872. Voarakitra ao amin’ ny fihiranan’ ny OAF, 1835.