Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Fitia ao an-tokantrano
1. Tonkantrano soareraha ao ny fitia.Feno fifalianaraha ao ny fitia.Fiadanana hatrany,tsikitsiky tsy lanyTsara ny fiainanaraha ao ny fitia.Trano soa Trano soaTsara ny fiainanaraha ao ny fitia.
2. Tokantrano sambatraraha ao ny fitia.Tsisy fifanka halanaraha ao ny fitia.Voninkazo mamony,mateza ny voninyKanto ny fiainanaraha ao ny fitiaTrano soa Trano soaKanto ny fiainanaraha ao ny fitia.
3. Endrey faly re ny Rayraha ao ny fitia.Ny tany ho tsaraindrayraha ao ny fitia.Ry tontolo mihirà,Mihobia sy miderà.Faly ny Ray Tsitoharaha ao ny fitiaTrano soa Trano soaFaly ny Ray Tsitoharaha ao ny fitia.