Page 94
Moa Nivavaka?
Moa Nivavaka?
1. Raha vao maraina nyandro,Moa nivavaka?Nangataka fitahianaamin’ nyAnaran’ i Jesoa,’zay Hiaro tokoa.
Endrey ’zany fahatonianaNoho ilay vavaka.Raha vao maizina ny dianao,Mivavaha ianao.
2. Raha sendra ka sorena,Moa nivavaka?Hangataka famindrampoMba hamelanao tokoaNy rahalahinao.
Endrey ’zany fahatonianaNoho ilay vavaka.Raha vao maizina ny dianao,Mivavaha ianao.
3. Raha sendra ady mafy,Moa nivavaka?Raha be ny alaheloBalsaman’i Gileada,Moa ve nalainao?
Endrey ’zany fahatonianaNoho ilay vavaka.Raha vao maizina ny dianao,Mivavaha ianao.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Mary A. Pepper Kidder, 1820–1905
Feony: William O. Perkins, 1831–1902