Page 102
Tany an-tsahan’ i Jodia
Tany an-tsahan’ i Jodia
1. Tany antsahan’ i Jodia re!Nisy mpi andry ondry nahara.
Derao ny Ray,Derao ny RayDerao ny Ray, Avo indrindra.Fiadana na anieHo antsika olony.
2. Endrey ilay feo mahafaly,Nilaza ny hafatry ny Ray.
Derao ny Ray,Derao ny RayDerao ny Ray, Avo indrindra.Fiadana na anieHo antsika olony.
3. Tompo ô! te hankalaz’izahay,Hihira amin’ny fo tokoa.
Derao ny Ray,Derao ny RayDerao ny Ray, Avo indrindra.Fiadana na anieHo antsika olony.
4. Atambaro ny feon’ ny tontoloHiaraha kalaza daholo.
Derao ny Ray,Derao ny RayDerao ny Ray, Avo indrindra.Fiadana na anieHo antsika olony.
Tonoony sy Feony: John Menzies Macfarlane, 1833–1892