Page 102
Tany an-tsahan’ i Jodia
Tany an-tsahan’ i Jodia
1. Tany antsahan’ i Jodia re!
Nisy mpi andry ondry nahara.
Derao ny Ray,
Derao ny Ray
Derao ny Ray, Avo indrindra.
Fiadana na anie
Ho antsika olony.
2. Endrey ilay feo mahafaly,
Nilaza ny hafatry ny Ray.
Derao ny Ray,
Derao ny Ray
Derao ny Ray, Avo indrindra.
Fiadana na anie
Ho antsika olony.
3. Tompo ô! te hankalaz’izahay,
Hihira amin’ny fo tokoa.
Derao ny Ray,
Derao ny Ray
Derao ny Ray, Avo indrindra.
Fiadana na anie
Ho antsika olony.
4. Atambaro ny feon’ ny tontolo
Hiaraha kalaza daholo.
Derao ny Ray,
Derao ny Ray
Derao ny Ray, Avo indrindra.
Fiadana na anie
Ho antsika olony.
Tonoony sy Feony: John Menzies Macfarlane, 1833–1892