Page 104
Alina masina
Alina masina
1. Alina masina,Mazava tony koa.’Ndreo i Maria sy i Jesoa,Zaza masina sy soa.Io mandry io tokoa,Io mandry io tokoa.
2. Alina Masina,Mpiandry ondry nandreSy nahita anjely re,’Zay nihira mafy hoe:Tereka i Kristy,Teraka i Kristy.
3. Alina Masina,Fitiavana madio.Ao amin’ io zazakely io,Tongailay Mpanavotra,Jesoa Tompontsika,Jesoa Tompontsika.
Tonony tamin’ ny teny anglisy:Joseph Mohr, 1792–1848; nadikan’ i John F. Young, 1820–1885
Feony:Franz Gruber, 1787–1863