Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Ny tempoly avy amin’ ny Tompo
1. Ny Tompo dia nanome ahy tempoly eto an-tany.Tany andanitr(a)aho no niaina ka fanahy aho tamin’izany.Ny vatako sy saiko ho koloiko tokoasatria io no tempoly nomen’ ny Ray Tsitoha.
2. Raha toa aho ka madio dia hotahiana rahatrizay,satria afaka ny ho any amin’ ny Tempolin’ilay Ray.Ny vatako any aoriana hitsangana indrayka ho feno voninahitra ho mandrakizay.