Page 125
Ny takela-bolamena
Ny takela-bolamena
1. Notehirizina ny
takelabolamena,
mandrapahitan’ny Ray
ilay mahatok(y)iray.
2. Tantara niseho taloha,
voasoratr’i Nefia.
Ny Bokin’i Môrmôna
no misy az(y)ity.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Rose Thomas Graham, 1875–1967
Feony: J. Spencer Cornwall, 1888–1983. Narindra © 1989 IRI