Auto-scroll is most reliable with MIDI (computer-generated) audio.
Practice
Loading…
Noho ’reo teninao
1. Rehefa izaho mivavaka iny,mihaino ahy Ianao, ka tsapa ny fitiavanao.Aminao aho tsy vahiny,ry ’Lay mampody ny aiko,mahalala izay ilaiko.
2. Mipàka ato am-poko ’lay hazavanaofa fantatrao tsara ny ao am-poko ao,mitombo finoana ahonoho ’reo teninao.Toy ny eo Ianao mamaly ahy tokoa,fa manenika ahy ny fiadanam-poka dia indro vonona ahonoho ’reo teninao.
3. He faly aho fa tsy mba ireryfa momba ahy Ianao,mankahery ity foko.’Zaho tsy hahafoy, tsy hamery’Lay manampy ahy hatranyraha ory aho na tomany.
Mipàka ato am-poko ’lay hazavanaofa fantatrao tsara ny ao am-poko ao,mitombo finoana ahonoho ’reo teninao.Toy ny eo Ianao mamaly ahy tokoa,fa manenika ahy ny fiadanam-poka dia indro vonona ahonoho ’reo teninao.Noho ’reo teninao,noho ’reo teninao.
Mipàka ato am-poko ’lay hazavanaofa fantatrao tsara ny ao am-poko ao,mitombo finoana ahonoho ’reo teninao.