Page 68
Hajao ireo didy
Hajao ireo didy
1. Hajao ‘reo didy, hajao ‘reo didymba hahazo(a)nao fiadanam-po.Ny Ray hita(hy) anao,Ny Ray hita(hy) anao.‘Reo mpaminany
milaza izanymba hahazo(a)nao fiadanam-po.
2. Zanan(y) isika, zanan(y) isikaka mila sedraina ra(ha)toa hankatò.Matokia ilay Ray,matokia ilay Ray.’Reo mpaminany
milaza izanymba hahazo(a)nao fiadanam-po.
Tonony sy feony: Barbara A. McConochie, ter. 1940. ©1975 IRI. Obbligato nataon’i Barbara A. McConochie © 1989 IRI. Narindran’i Darwin Wolford, ter. 1936. ©1986, 1989 Deseret Book Company. Nahazoana lalana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.