Page 122
Kanto izao tontolo izao
Kanto izao tontolo izao
1. Endrey ‘zany hakanton’ilay ‘zao tontolo izao.Mitondra hafatra mamy ery ny zavaboary ao.
Hiraiko, hiraiko, hiraiko,hiraiko ‘lay hiram-pifaliana.Hiraiko, hiraiko, hiraiko,hiraiko ny fisaorako ny Ray.
2. Endrey ‘zany hakanton’ilay ‘zao tontolo-izao.Satria tia ahy ny mpanabe ary ray sy reny ao.
Hiraiko, hiraiko, hiraiko,hiraiko ‘lay hiram-pifaliana.Hiraiko, hiraiko, hiraiko,hiraiko ny fisaorako ny Ray.
Tonony: Anna Johnson, 1892–1979. © 1962 IRI
Feony: Alexander Schreiner, 1901–1987. © 1962 IRI