Page 36
Endrey fahendrena, fitia
Endrey fahendrena, fitia
1. Endrey fahendrena, fitia,
Erandanitr’erỳ,
Nandefa Mpamonjy etỳ,
Hijaly, ho faty.
2. Nalatsany ny rany soa,
Nomeny ny ainy,
Ny ota nosandainy,
Ho fanavotana.
3. Nanoa to koa i Jesoa,
Azy ny valisoa:
“Zay sitrakao, ry Ray hatao“,
’Zany no fiainany.
4. Nomeny ohatraisika,
Làlana mazava,
Handovana ’layrahatrizay,
Hiarak’Aminy.
5. Ny mo-fo‘zay va-ki-a-na,
Ma-ri-ky ny no-fo,
Ny ran’ i-zay na-la-tsa-ka,
A-se-hon’ ny ra-no.
6. En-drey vo-ni-na-hi-tra be,
Fa-na-vo-ta-na re.
Fi-tia-va-na, fa-min-dram-po,
A-se-hon’ ny ra-no.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Eliza R. Snow, 1804–1887
Feony: Thomas McIntyre, 1833–1914