Page 40
Ray, henoy ny vavakay
Ray, henoy ny vavakay
1. Ray! henoy ny vavakay,
Mamindrà fo aminay.
Handray ny fanasana,
fitiavanao ho anay.
2. Ray ô! mba hiantrao
’zahay. Ekeo ny fifonanay.
Ankasitraho ry Tompo,
ny mofo ’zay raisinay.
3. Hisotro ny ranoizao.
Tsapa ny Fanahinao.
Avelao ny helokay,
Tahionao re izahay.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Annie Pinnock Malin, 1863–1935
Feony: Louis M. Gottschalk, 1829–1869 namboarin’ i Edwin P. Parker, 1836–1925