Page 58
An-tendrombohitra
An-tendrombohitra
1. AntendrombohitraDia misy saina iray.Jereo miofaofaErantany indray,Toerana ’zay masina’Lay Ziona tafaorina.
2. Tsy hadinon’ ny Ray’Reo tokiny taloha.Ny fahamarinanaao Ziona tsy ho lò,Hazavany hisarika’Reo mponina eto antany.
3. Fa ny tranon’ ny RayHo tafatsangan’ao.Ny vahoaka rehetraHahala vaovao,Ndeha hanompo ny Tompo soaHanoa ny eniny tokoa.
4. Hampianari naIzao ny lalàna,Haelintsika eran’ny fanjakana,Mandrakizay hanoa AzyHo voavonju avokoa.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Joel H. Johnson, 1802–1882
Feony: Ebenezer Beesley, 1840–1906