Page 108
Velona i Jesoa
Velona i Jesoa
1. Velona i Jesoa Kristy,
Mihirà sy mifalia.
Nitsangana ny Tomponao,
Ka hobio sy derao
Fitiavan dehibe,
Natolony anao re.
2. Asandrato re ny feo,
Nandresy ny Tomponao.
Nisava ilay haizimbe,
hazavana no miseho
Fandresena lehibe.
No holovaintsika re.
3. Velona i Jesoa Kristy,
’Lay mpitantana ny dia.
Afak’ ota, afajaly,
Velon’ Izy ka faly
Taratry ny Paska re,
Fanavotandehibe.
Tonony tamin’ ny teny anglisy: Cecil Frances Alexander, 1818–1895
Feony: Joachim Neander, 1650–1680